Maquette tsy ampahibemaso. Tsy mivoaka fa mankany amin'ny Cabinet foncier TANY CHECK ihany.
TANYCHECKCABINET FONCIER

Fantatrao ve ny mombamomba ny taninao ?

Aza variana sao ho vidianao lafo izany any aoriana.

Mila fitsirihina
Hiresaka aminay WhatsApp

ANTSO amin'ny fotoana voatondro, angatahina amin'ny WhatsApp.

Video manazava ny asanay

Antananarivo no foibe fa afaka miasa manerana ny faritra 23 izahay.

Ny ilàna fitsirihina

Raha monina lavitra ianao, zava-dehibe ny afaka mamaly ireto fanontaniana ireto:

  • Mbola anay ve ilay tany?
  • Misy vesatra (charges) na raharaha mandeha ve amin'ny titra?
  • Ahoana ny fanaovana fizaràna?
  • Iza no azo itokisana eto Madagasikara?
  • Afaka mivarotra ny taniko ve aho?
  • Aiza avy ny lalan-kaleha mba ho tonga amin'ny tanjona?

Natoky anay izy ireo

Inona no azo amin'ny fitsirihina ?

Manoro mazava ny antsipirihiny amin'ny taninao, mba ahafahanao misitraka ny zonao mikasika ny tany, toy ny olana mety misy, ny fizaràna, famindrana, fivarotana sns.

Ho azonao ao anatin'ny 7 andro fiasàna ny tatitra.